|
|
|
|

Entry1  fongarina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  fongatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha
Explanations in French  9  [1.3#184] Qu’on sort, qu'on extrait, qu’on fouille, qu'on déterre, qu’on fait revivre, qu’on révèle: Fongarin ’ny vazaha hatraiza hatraiza ny volamena (Les Européens fouillent partout l’or) ~ Rakitra saro-bidy no nofongarina tao (On a déterré là un précieux trésor) ~ Tsy azo fongarina ny fanao sasany teo aloha (On ne peut pas faire revivre certains usages d’autrefois)
Examples  10  [2.296#] Raha tetezina ny tantara ka avadibadika ny fomba ary fongarina ny fitenin' ny razana izay ela izay, dia indro ny lalàn' ny fitondrantenany fa nisoritra mandrakariva teo aminy
11  [2.285#] Fa raha fongarina kosa ny tsiambaratelo afenin' ny kibon' ny tany, hita fa mbola voatahiry ao ireo fanaka sy fitaovana samihafa nampiasain' ireo Razamben' ny olombelona, toy ny vato voatandana.
Synonyms  12  fongatina

Anagrams  13  fangarony, fangorina, fingorana, fongarina, ifongaran, nifangaro, nifarango, nifongara

Updated on 2025/01/21