|
|
|
|

Teny iditra1  fon' ny mpanefy
Singan-teny  2 fo, 3 mpanefy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-manondro ny olona saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin' ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a quick temper [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 (lit. coeur de forgeron), qui se fâche facilement [1.8]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02