|
|
|
|

Entry1  fononteny
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  fono, teny
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy
Explanations in French  7  [1.13, 1.5] parenthèse
Vocabulary  8  Linguistics
Analogs  9  fononteny maranitra, fononteny mahitsy
Tables and plates  10  Punctuation marks

Updated on 2025/08/10