|
|
|
|

Teny iditra1  fory maty ozatra
Singan-teny  2 fory, 3 maty, 4 ozatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza vehivavy efa dila ny fotoana tokony hanambadiany
7 olona tsy mahalala menatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 fearless, hardened, unconcerned [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 femme qui a les muscles sphincters paralysés. Se disait des femmes ayant passé l' âge de se marier, et des personnes ne sachant plus rougir [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12