|
|
|
|

Entry1  fotsimbary
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  fotsy, vary
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.62] akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo
Explanations in English  6  [1.2] [fotsim-bary] peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry.
7  [1.7] [fotsim-bary] white rice cleaned and ready for cooking
Explanations in French  8  [1.8] [fotsim-bary] riz blanc prêt à la cuisson
9  [1.196] (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy.
Examples  10  [2.324] Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary.
11  [2.470] Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro;
Vocabulary  12  Economy: agriculture
Proverbs  13  Proverbs containing the word fotsimbary

Updated on 2025/08/10