|
|
|
|

Teny iditra1  fotsiny
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy misy fanampiny tsy misy fangarony: Vary fotsiny no haniny isan' andro (tsara homarihina fa na mitovitovy hevitra amin' ny Ihany sy ny Monja aza ny Fotsiny dia misy maha-samy hafa azy amin' ireo ihany: ny fotsiny dia manantitrantitra momba ny tsy fisiana fanampiny, fangarony: Vary fotsiny no haniny; ny ihany, momba ny maha-irery ilay voalaza: Rakoto ihany no mpampianatra azoazoko; ary ny monja kosa, fampiasa indrindra miaraka amin' ny teny milaza: Mpianatra telo monja no tonga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 alone, exclusive of anything else, for nothing, insignificantly, causelessly. See foana, hiany, maina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 seulement, simplement [1.3#192, 1.5#125]
6 sans raison, vainement, inutilement [1.3#192]
Ohatra  7  Dia aoka fotsiny e! [2.445]
8  Fakana sary fotsiny ve? [2.356]
9  Ekeo fotsiny aloha ny adidy. [2.528]
10  Fisotroana fotsiny no natao tao. [2.4]
11  Manginy fotsiny izany, hoy ny mahalala. [2.499]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 finotsy, 14 fonitsy, fotsiny, 15 Ifontsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09