Entry (1/3) | 1 foy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1] |
Explanations in English |
4 hatched suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout secret conversation becoming known [1.2] |
Explanations in French |
5 éclos [1.3, 1.82] 6 percé [1.3, 1.5] 7 divulgué [1.3, 1.5] |
Derivatives |
|
All compound words | 20 3 combinations of this word |
Entry (2/3) | 21 foy |
Part of speech | 22 participle |
Explanations in Malagasy |
23 ilaozana, ialana [Taisaka]
[1.78] 24 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1] |
Explanations in English |
25 abandoned, given up [1.2, 1.7] 26 forsaken, deserted, despaired of. [1.2] |
Explanations in French |
27 abandonné [1.8, 1.5, 1.82] |
Examples |
28 ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana
[2.48]
29 Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 47 2 combinations of this word |
Entry (3/3) | 48 foy |
Part of speech | 49 passive verb |
Explanations in French |
50 qui ose [Taisaka]
[1.82] |
Anagrams | 51 fio, 52 foy, 53 ofy |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |