|
|
|
|

Entry (1/4)1  fo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana
Explanations in English  4  [1.2] the heart (physical)
5  [1.7] the heart
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.13] coeur
7  [1.3] intérieur, moelle de certaines plantes
8  [1.196] (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc.
Vocabulary  9  Biology
10  Botany: (in general)
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word fo

Entry (2/4)24  fo
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  [1.1] Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy
Explanations in English  27  [1.2] the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition
Explanations in French  28  [1.3] volonté, courage, désir, intention
Vocabulary  29  Emotions
Morphology 
30  Simple :
31  Prefixed :
Derivatives 
32  Active verbs :
33  Passive verbs :
34  Names :
35  Adjectives :
36  Adverbs :
Compound words 
Titles  41  Fo mitohy (Rabearivelo Jean-Joseph)
42  Misy vitsika mantsy ny fony (Nivondrahona)
43  Vavaka ao am-po (Doriguzzi A.)
Proverbs  44  Proverbs containing the word fo
Article  45  Randzavola: fo ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)46  fo
Part of speech  47  adverb [Full list]
Explanations in English  48  [1.2] [Provincial] foana

Entry (4/4)49  fo~
Part of speech  50  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  51  [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra (rehitra), foretsika (retsika),
Explanations in French  52  [1.12] préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), forofotra (rofotra)

Updated on 2025/05/11