|
|
|
|

Teny iditra1  fragrans    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cinnamosma fragrans  4 fanalamangidy, 5 mandravasarotra, 6 molotrobeantiniaina, 7 motrebetinainy, 8 motrobeantinena
Danais fragrans  9 bongonomby, 10 haizantoloho, 11 hezavahatra, 12 laingomantsina, 13 tamboromantsina, 14 tamboronaombe, 15 zamboromantsina
Jumellea fragrans  16 fahamy, 17 famo, 18 hanitriniala
Landolphia fragrans  19 vahea
Myristica fragrans  20 rarambazaha, 21 raravazaha
Vanilla fragrans  22 vanila

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04