|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 gadragadra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-borona (Pterocles)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bird; the sand grouse
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 oiseau. Espèce de Pterocles.
[1.3] |
| Voambolana | 6 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (2/3) | 7 gadragadra |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fihararetrana feon' olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 harshness of the voice, a rough voice
11 a flaw in the sound, as the sound of a cracked pot. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 voix sourde, cassée
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Feo |
| Teny iditra (3/3) | 18 gadragadra |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 fêlé, rauque
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|