|
|
|
|

Teny iditra1  migadragadra
Fototeny  2 gadragadra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Toa farimparina na vaky (feo): Migadragadra ny feon' ity sakan-jazalahy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 having a rough voice, having a flaw in the sound. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Avoir la voix, le son rauque, cassé [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17