|
|
|
|

Teny iditra1  gadrana
Fototeny  2 gadra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra
5 Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be chained, to be fettered, to be bound. [1.2]
7 to be chained, to be imprisoned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Qu'on met aux fers, qu'on attache [1.3]
9 qu'on met au fers, qu'on met en prison [1.8]
Ohatra  10  Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny. [2.48]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17