Entry | 1 gadra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 11 words containing gadra |
Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Bezanozano]
rojo vy 10 [1.1] Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina, fahababoana. |
Explanations in English |
11 [1.2] a chain, fetters, manacles in the provinces it also means a lock, generally a padlock. [Ar. qaid, root gad.] 12 [1.7] a chain, a fetter; cf. fatotra |
Explanations in French |
13 [1.3] Fers des détenus, des galériens, colliers des chiens, chaînes pour amarrer les pirogues ou fermer les portes 14 [1.8] chaîne, entraves; cf. fatotra |
Examples |
15 [2.649#] Ity gadra ity dia masom-by sy anjam-by, izay pamatorana ny tongotra 16 [2.69#] ny tenda miandry boloky, ny lamosina miandry kapoka, ny tongotra miandry gadra. |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word gadra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |