|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gagàka
Fototeny  2 gaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Jereo gaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of drinking rum from a bottle. [1.2]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  7 manao gagaka

Teny iditra (2/2)8  gaka
Fototeny  9 gaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 the quacking of a duck. [1.2]
Ohatra  12  gagaka no iantsoako ny gisa ompiako. [2.442#]
Voambolana  13  Feo 14  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  15 gaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17