|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  gaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the quacking of a duck. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 cri du canard, du corbeau [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 9  Feo
Tovy hevitra  10 gagàka

Teny iditra (2/4)11  gaka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka [1.1]
Mpanahaka  14  kolikoly, 15  sisika, 16  totohondryvola, 17  tsolotra

Teny iditra (3/4)18  gaka
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [1.1]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (4/4)24  gaka
Sokajin-teny  25  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  26 for goka [Provincial] [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17