|
|
|
|

Teny iditra1  gaigy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Romotra: Alika gaigy
4 Misafoaky ny hatezerana: Olona gaigy na gaigin' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 foolish [1.2, 1.7]
6 imprudent, indiscreet, obstinate, mad [1.2]
7 imbecile; clever in a bad way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Imbécile [1.3, 1.8]
9 insolent, enragé, fou de colère [1.3]
10 habile au mal, audacieux [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  17 gegy
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09