|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gegy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Romotra: Alika gegy
4 Misafoaky ny hatezerana: Olona gegy na gegin' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 imprudent, indiscreet, obstinate, foolish, mad. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 enragé [Tankarana] [1.3, 1.19]
7 Imbécile, insolent, fou de colère [1.3]
8 imprudent, indiscret [Tankarana] [1.19]
Ohatra  9  Longonareo io laha tsy olobe ka nataoko olo gegy! [2.606]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  16 gaigy
Tovy hevitra  17 gegigegy
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)19  gegy
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny anglisy  21 the shallow water when the tide has receded. See kara [Provincial] [1.2]
Voambolana  22  Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09