|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gaika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Famihinana na fanerena mafy, fangiazana amin' ny kofehy tsy misy hikofohana Fangiazana antrano tsy hivoaka, fanerena' blasa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 compare fehy, fatotra, gehy, hazona, fikitra. In some provinces gaika and its derivatives are used for the hova antso and its derivatives. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de serrer, de lier, de contraindre [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 27geka |
| Kamban-teny rehetra | 28akanjo gaika |
| Fivaditsoratra | 29 gaika, 30 giaka, Giaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|