|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangaika |
| Fototeny | 2 gaika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako
5 Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana 6 Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to tie, to bind together, to grasp
8 fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika [1.2] |
| Ohatra |
9 Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa.
[1.369#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14 managaika |
| Kamban-teny rehetra | 15 felatana-mangaika ny rantsana |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 mangaika |
| Fototeny | 18 haika |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno)
[Tanala]
[1.78] 21 Miantso mba ho tonga, mamory [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 same as mihaika
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mangaika, 26 mangiaka, 27 miakanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|