|
|
|
|

Entry1  gana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra
Explanations in English  9  [1.2] gold or silver lace
10  [1.7] gold braid or marks of rank on uniforms
Explanations in French  11  [1.3#194, 1.8] galon
Examples  12  [2.442#43] Rakotra galona ny tratrany.
13  [2.558] Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa.
14  [2.298#60] ary ny galona tsy azon'ny razanay, azonay
15  [2.499#20] Sao dia hatositosika ireo zanak' olona efa tia anao loatra, rehefa miravaka galona volamena ny sandrinao!
Proverbs  16  Proverbs containing the word galòna

Anagrams  17  angola, galòna

Updated on 2025/08/10