|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 gamela |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana tavy fasiana rano fa lehibe ny vavany ary misy tahony fivimbinana azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a tub, a bucket
[1.2] 5 a pail, a bucket [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gamelle, seau
[1.8] |
| Mpanahaka | 7 patsipatsy |
| Teny iditra (2/2) | 8 gamela |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (peut-être du français « gamelle » ?) Riz mal décortiqué contenant encore beaucoup de grains de paddy (akotry).
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|