|
|
|
|

Teny iditra1  ganagana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony; fiantsoana io vorona io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a duck
5 a word used in calling ducks. See vorombazaha [1.2]
6 [French cane] a tame duck [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 canard domestique [1.54]
8 [français cane] cane, canard domestique [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  14  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  15 vorombazaha
Kamban-teny rehetra  16 ganagana entina amin' ny tendany
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09