|
|
|
|

Entry1  ganagana entina amin' ny tendany
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ganagana, entina, tenda
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy

Updated on 2025/07/29