|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 gaona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Dona, paika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 choc
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 12 gona, 13 katroka, 14 poka |
| Teny iditra (2/2) | 15 gaona |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 zatovo
[Sihanaka]
[1.78] 18 Ankizilahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a person who lives only in the woods
[1.2] 20 a boy or a lad [Provincial] [1.2] |
| Ohatra |
21 Betsaka izahay gao-madinika no tonga nijery teo.
[2.472]
22 Nianjera ilay gaona nitaingina ary torana teo. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 agano, 26 agona, 27 angao, 28 angoa, 29 aonga, gaona, 30 goana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|