|
|
|
|

Teny iditra1  gaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the gout [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Maladie de la goutte [1.3]
6 goutte [1.54]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12