|
|
|
|

Entry (1/2)1  garabola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [1.1]
4  sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [1.62#471]
5  sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [1.62#471]
Explanations in French  6  classe maternelle [1.5]
Examples  7  Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony [4.27]
8  Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27]
Vocabulary  9  Education
Analogs  10  tongavola, rosovola, kingavola, haivola

Entry (2/2)11  Garabola
Elementary words  12  garabola
Part of speech  13  name (book title) [Full list]
Vocabulary  14  Education
Author  15  FOFAFIPE
Publishings  1992, 2000. Height: 24cm. Width: 18cm. Pages: 96.

Anagrams  17 garabola, Garabola, 18 Gorabala

Updated on 2025/10/12