|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gedrogedro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fimenomenonana miaraka amin' ny taraindraina sy ny endrika mifararemotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a harsh noise, a rough sound, a bass voice; jargon. See gadragadra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Plainte, murmure
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Feo |
| Kamban-teny rehetra | 18 tia gedrogedro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|