|
|
|
|

Entry1  gehina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  geka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha
Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto
Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra
Explanations in English  11  [1.2] to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained
Other spellings  12  gaihina

Anagrams  13  agehin, gehina, igehan, nagehy, nigeha

Updated on 2025/08/10