|
|
|
|

Entry1  gejaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  geja
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra
Explanations in English  9  [1.7] to be grasped, to be squeezed
Explanations in French  10  [1.8] qu'on serre qu'on étreint
Other spellings  11  gejana

Anagrams  12  agejany, gejaina, gejanay, igejana

Updated on 2025/07/29