|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 giga |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Antitra dia antitra, goga (zavatra mafy tsy laitra vaitina)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 hard, adamantine, tough, old
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 dur, impénétrable.
[Tankarana]
[1.19] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7 gigaina |
| Teny iditra (2/3) | 8 giga |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 a continued sobbing. Comp. gagagaga, gogogogo.
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 11 giga |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (probablement de l'adjectif giga : vieux, dur, raccorni) Nom donné à la courge-calebasse, Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae) lorsque ses fruits, devenus adultes, ne peuvent plus être mangés comme légumes. On s'en sert alors pour faire des récipients à puiser l'eau, des instruments de musique, etc.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|