Entry | 1 gonehina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Zaza mohaky ny fampihantana azy [2.643#210] |
Examples |
4 Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga.
[2.643#6]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |