| Entry | 1 habetsahana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 betsaka |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana |
| Explanations in English |
8 [1.2, 1.7] a number or quantity |
| Explanations in French |
9 [1.3] la multitude, l'abondance 10 [1.8] nombre, quantité |
| Examples |
11 [4.27#] Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana 12 [1.320#] Ny lalĂ na no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy |
| Synonyms | 13 fahabetsahana, habetsaka |
| Anagrams | 14 ahabetsahan, habetsahana, nahabetsaha |
| Updated on 2025/08/10 |
|