|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hadina |
| Fototeny | 2 hady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka
5 Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e? 6 Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha 7 Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be dug, to be made into a trench.
[1.2] 9 to be dug [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on creuse
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 hadina |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 fiarahabana
[Bezanozano]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 20 andahy, 21 dihana, hadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|