|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hadio |
| Fototeny | 2 dio |
| Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe madio |
| Ohatra |
4 fanasàna azy hadio tsara
[2.366#185]
5 Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio [2.424#75] |
| Teny iditra (2/3) | 6 hadio |
| Fototeny | 7 dio |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany
[1.1] |
| Tovy hevitra | 10 fahadiovana, hadiovana |
| Teny iditra (3/3) | 11 hadio |
| Fototeny | 12 hady |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hadina [Fitanisana] |
| Ohatra |
14 Indimy na inenina izy no nanao hoe : " hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina
[2.649#91]
|
| Fivaditsoratra | 15 ahôdy, hadio, 16 haody, 17 Hodia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|