|
|
|
|

Entry1  hadisoana
Part of speech  2  noun
Root  3  diso
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in English  6  [1.2] error, guilt, criminality, failure, deficiency
7  [1.7] a mistake, an error; guilt
Explanations in French  8  [1.3#108, 1.8] faute
9  [1.3#108] culpabilité
10  [1.8] erreur
Examples  11  [2.270#27] hadisoana inona no nataony taminao?
12  [2.114#] Tsy misy olona azo sazina indroa noho ny hadisoana tokana ihany.
13  [2.4#] Noho izany, tsy tsaroako ho nahavita hadisoana tamin' ny vadiko sy ny zanako aho.
Vocabulary  14  Emotions
Synonyms  15  fahadisoana
Proverbs  16  Proverbs containing the word hadisoana

Anagrams  17  hadisoana, hodiasana

Updated on 2025/07/29