|
|
|
|

Entry1  hafahafa
Root  2  hafa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa
miolonolona
tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha [1.1]
Explanations in English  5  different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [1.2]
6  strange, bizarre [1.7]
Explanations in French  7  bizarre, étrange [1.3, 1.8]
8  un peu différent, qui dévie du vrai [1.3]
Examples  9  hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity [2.470]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  21  2 combinations of this word
Analogs  22  olona hafahafa, mandry manokana noho ny be, hafa fandry, zanakalo
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Anagrams  24 fahafaha, 25 hafahafa

Updated on 2025/10/08