|
|
|
|

Teny iditra1  hafaingana
Fototeny  2 faingana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Tovy hevitra  6 fahafainganana, hafainganana, halaky
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17