Entry | 1 hahana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 haha |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Vahana: Hahao ity kofehy ity Alana amin' ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo Saratsarahina, ravana: Nohahan' ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko Afahana, votsorana: Matetika amin' ny fetim-pirenena misy gadralava hahan' ny filohan' ny Nosy |
Explanations in English |
10 [1.2] to be untied, unloosed, or unknotted. |
Explanations in French |
11 [1.3] qu'on délie, qu'on dénoue, qu'on détache, qu'on dévisse; qu'on démonte, qu'on met en liberté: Taloha nohahana ny gadralava rehetra nony nisy mpanjaka vaovao (Autrefois on mettait en liberté tous les prisonniers à l'avènement d'un nouveau souverain) |
Examples |
12 [2.59#] Ary raha Miral, na Borozany, no manan-kadisoana, ka tsy toko hahafaty aina, dia ataony gadralava, misy aza ny sasany, dia gadralava tsy avelany ho hahana mandra-pahafatiny. |
Anagrams | 13 hahana, hanaha, nahaha |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |