|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hahazana
Fototeny  2 hahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4 to be dried by exposure to the sun [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  hahazana
Fototeny  12 hahy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 the things exposed to the sun or air. [1.2]
16 things put out in the sun to dry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 le séchoir [1.3#205]
18 ce qu'on met à sécher au soleil [1.8]
Ohatra  19  Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba; [2.587#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09