|
|
|
|

Teny iditra 1  hahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fametrahana ny zavatra tiana ho maina ho hitan' ny masoandro sy ny rivotra: Ratsy hahy izany lamba izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 see tanina. [1.2]
5 the act of sunning and drying things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de sécher au soleil [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04