|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hajaina |
| Fototeny | 2 haja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Omena haja; heverina ho zavatra: Hajain' ny mpianany io mpampianatra
5 Karakaraina: Hajao ny fitafianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be respected, to be revered.
[1.2] 7 to be respected, to be honored [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on respecte, qu'on honore
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 mandady hajaina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|