Entry | 1 hakitrokely |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Elementary words | 3 hatra, kitro, kely |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny |
Explanations in English |
5 [1.7] as deep or high as the ankles |
Explanations in French |
6 [1.8] jusqu'aux chevilles |
Examples |
7 [2.996#] Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano. |
Vocabulary |
8 Space |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |