|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 kitro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 12 kitro |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly
[1.1] 15 faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 a hoof
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 sabot des animaux
[1.3, 1.19, 1.8] 18 sabot [1.13] |
| Voambolana | 19 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 20 kitro vy |
| Teny iditra (3/5) | 21 kitro |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
24 Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 a callus or corn
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 callosité
[1.3] 27 tartre des dents [1.3] 28 durillon [1.54] |
| Voambolana | 29 Haiaina |
| Tovy hevitra | 30 kotro |
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 32 kitro |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 angady kely
[Taisaka]
[1.78] 35 angady tonta, angady montro [Bara] [1.78] 36 lefona [Tanosy] [1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 37 kitro |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 zafindohalika
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 40 Fifandraisana: fianakaviana |
| Fivaditsoratra | kitro, 41 kotry, 42 troky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|