|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  haky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a custom, manners. See fomba [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 usages propres aux Européens. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  5 hanky

Teny iditra (2/3)6  haky
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Andriamanitra sy izay ambony rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara] [1.353#62]

Teny iditra (3/3)9  haky
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 ganagana dia [Taisaka] [1.78]
12 vivy, ganagana dia [Bara] [1.78]
Voambolana  13  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  haky, 14 hika, 15 kiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12