|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hanky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a custom, manners. (Prov.) See fomba. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 usages propres aux Européens. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  5 haky

Teny iditra (2/2)6  hanky
Sokajin-teny  7  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8 Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1]
Tovy hevitra  9 hanky va re
Kamban-teny rehetra  10 hanky va re

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09