|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 halady |
| Fototeny | 2 lady |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha haladin' izay vilany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 la promptitude, la finesse de l'oreille
[1.3#366] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 halady |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Fialan-tsiny; fanaovana aza fady
18 Fitsapana alahelo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 An apology, an excuse
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 excuse, pardon, précautions oratoires; visite de condoléances
[1.3#298] |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 Hadlay, halady, 23 ladiha, 24 lahady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|