|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 halam-patana |
| Singan-teny | 2 halana, 3 fatana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A fire-place, stones or pieces of wood around the hearth.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 entourage du foyer
[1.54] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|