Entry | 1 halan' ny vitsika ny siramamy |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hala, vitsika, siramamy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] toy ny miova hevitra ho fitiavana eto ny teny hoe hala satria ny fitiavan' ny vitsika ny siramamy no lazaina, saingy ny nalehan' ny sain' ny Malagasy raha niteny io izy dia azo lazaina fa ny fitiavan' ny vitsika hanimba ny siramamy na handevona azy (toy izany koa, ohatra, ny hoe: Halam-baratra itỳ toerana itỳ) |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |