|
|
|
|

Entry1  halehibiazina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  lehibe
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1#406] Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin' ny taona ambony
Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazin' ny mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka hita mazava tsara
Explanations in English  9  [1.7] to be made larger
Explanations in French  10  [1.3#397] (pour halehibeazina) qu'on agrandit, qu'on grossit: Tokony hohalebiazinao ny tranonao (Il vous faut agrandir votre maison) ~ Halebiazin' ny mikroskopa ny tongo-dalitra ka azo jerena tsara (Le microscope grossit la patte d'une mouche et l'on peut bien la voir)
11  [1.8] qu'on agrandit
Examples  12  [2.59#332] dia ho entina hanaovana trano fiangonana, ho halehibiazina sy hatsaraina, fa tsy mendrika ny toetrany.
Other spellings  13  halehibeazina

Updated on 2025/07/29