|
|
|
|

Entry (1/2)1  lehibe
Elementary words  2  lehy, 3  be
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe [1.1]
Explanations in English  6  big, large; old [1.7]
Explanations in French  7  grand; âgé [1.8]
Examples  8  Ao izany lehilahy lehibe mihaja. [2.499#]
9  Ary iza ity lehilahy lehibe ity? [2.442#]
10  Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Analogs  23  dabe, makadiry, vaventy, fonitra, debo, fonetana, donga, vokatra, ngeza, goay, goaibe, goavana, goma, gomabe, dobara, dobarabe, dofa, bontolo, mokany, bolangina, botrefona, beboko, vokavoka, vongavonga, bevava, tsy mifanerana, tsy anoharana, tsy ahombiazana, tsy omby fo
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Entry (2/2)25  lehibe
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe
Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly. [1.1]
Explanations in English  28  the chief one [1.7]
Explanations in French  29  chef [1.8]
All compound words  30  savazoro lehibe

Anagrams  31 helibe, 32 lehibe

Updated on 2025/10/11